plt_tn/luk/08/19.md

646 B

rahalahiny

Ireo dia ny rahalahin'i Jesosy_ zanak'i Josefa sy Maria hafa izay teraka taorian'i Jesosy.

Nisy nilaza taminy hoe

DH: "Nisy olona nilaza taminy"

te-hahita Anao

"ary te-hahita Anao izy ireo"

Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy manao izany

Ity sariteny ity dia manambara fa ny olona izay tonga hihaino an'i Jesosy dia nanan-danja taminy koa toy ny fianakaviany manokana. DH: "Ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy mankatoa izany dia toy ny reny sy rahalahy Amiko" na "Ireo izay mandre ny tenin' Andriamanitra sy mankatoa izany dia manan- danja Amiko toy ny reniko sy rahalahiko"