plt_tn/luk/08/14.md

1.4 KiB

Ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo

DH: "Izay mitranga amin'ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo"

ireo olona izay

DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay"

voageja ... fahafinaretan'izao fiainana izao

DH: "Ny fiahiana sy harena ary fahafinaretan'izao fiainana izao dia nangeja azy ireo"

fiahiana

"ireo zavatra izay hataoran'ny olona"

fahafinaretan'izao fiainana izao

"ireo zavatra eo amin'ny fiainana izay ankafizin'ny olona"

voagejan'ny ... fahafinaretan'izao fiainana izao

Ity sariteny ity dia maneho ny fomba hanapahan'ny ahi-dratsy ny hazavana sy otrikaina amin'ny zava-maniry ka mitazona azy ireo tsy haniry. DH: "Toy ny tsy hamelan'ny ahi-dratsy ny zava-maniry tsara haniry, no hitazoman'ny fiahiana, harena, ary fahafinaretan'ny fiainana ny olona tsy hatoy koa."

tsy matoy ny voany

"tsy mitondra voankazo masaka." Ny voankazo matoy dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "Toy ny tsy hamokaran'ny zava-maniry voankazo matoy, no tsy hamokaran'izy ireo asa tsara koa"

ny voa voafafy tamin'ny tany tsara

DH: "izay mitranga amin'ireo voa voafafy tamin'ny tany tsara"

ireo no

DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay"

mamokatra am-paharetana

"mamokatra voa amin'ny fiharetana maharitra" na "mamokatra voa amin'ny fanohizana ezaka." Ny voankazo dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "toy ny zava-maniry salama izay mamokatra voa tsara, no hamokaran'izy ireo asa tsara koa amin'ny fiharetana"