plt_tn/luk/08/14.md

40 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo
DH: "Izay mitranga amin'ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo"
# ireo olona izay
DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay"
# voageja ... fahafinaretan'izao fiainana izao
DH: "Ny fiahiana sy harena ary fahafinaretan'izao fiainana izao dia nangeja azy ireo"
# fiahiana
"ireo zavatra izay hataoran'ny olona"
# fahafinaretan'izao fiainana izao
"ireo zavatra eo amin'ny fiainana izay ankafizin'ny olona"
# voagejan'ny ... fahafinaretan'izao fiainana izao
Ity sariteny ity dia maneho ny fomba hanapahan'ny ahi-dratsy ny hazavana sy otrikaina amin'ny zava-maniry ka mitazona azy ireo tsy haniry. DH: "Toy ny tsy hamelan'ny ahi-dratsy ny zava-maniry tsara haniry, no hitazoman'ny fiahiana, harena, ary fahafinaretan'ny fiainana ny olona tsy hatoy koa."
# tsy matoy ny voany
"tsy mitondra voankazo masaka." Ny voankazo matoy dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "Toy ny tsy hamokaran'ny zava-maniry voankazo matoy, no tsy hamokaran'izy ireo asa tsara koa"
# ny voa voafafy tamin'ny tany tsara
DH: "izay mitranga amin'ireo voa voafafy tamin'ny tany tsara"
# ireo no
DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay"
# mamokatra am-paharetana
"mamokatra voa amin'ny fiharetana maharitra" na "mamokatra voa amin'ny fanohizana ezaka." Ny voankazo dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "toy ny zava-maniry salama izay mamokatra voa tsara, no hamokaran'izy ireo asa tsara koa amin'ny fiharetana"