plt_tn/luk/08/09.md

910 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manomboka miresaka amin'ireo mpianany

Ny fahalalana ny ... nomena anareo

DH: "Nomen'Andriamanitra anareo ny fahalalana ny ... Andriamanitra" na ''Ándriamanitra nanome fahafahana anareo hahazo ny ... Andriamanitra"

ny zava-miafin'ny fanjakan'Andriamanitra

Ireo dia ireo marina izay nafenina, fa ankehitriny Jesosy manambara izany.

ho an'ny hafa

"ho an'ny olona hafa." Ity dia maneho ireo olona izay nandà ny fampianaran'i Jesosy sy tsy nanaraka Azy.

mba tsy hahita izy ireo na dia mahita aza

DH: "na dia mahita zavatra aza izy ireo, dia tsy hahatakatra izany" na "na dia mahita zavatra mitranga aza izy ireo, dia tsy ho azon'izy ireo ny dikan'izany"

tsy hahalala na dia mandre aza

" na dia mandre aza izy ireo, dia tsy haazo." Ity dia teny nalaina tamin'Isaia mpaminany. DH: "na dia mandre fampianarana aza izy ireo, dia tsy hatakatra ny marina"