plt_tn/luk/08/09.md

24 lines
910 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka miresaka amin'ireo mpianany
# Ny fahalalana ny ... nomena anareo
DH: "Nomen'Andriamanitra anareo ny fahalalana ny ... Andriamanitra" na ''Ándriamanitra nanome fahafahana anareo hahazo ny ... Andriamanitra"
# ny zava-miafin'ny fanjakan'Andriamanitra
Ireo dia ireo marina izay nafenina, fa ankehitriny Jesosy manambara izany.
# ho an'ny hafa
"ho an'ny olona hafa." Ity dia maneho ireo olona izay nandà ny fampianaran'i Jesosy sy tsy nanaraka Azy.
# mba tsy hahita izy ireo na dia mahita aza
DH: "na dia mahita zavatra aza izy ireo, dia tsy hahatakatra izany" na "na dia mahita zavatra mitranga aza izy ireo, dia tsy ho azon'izy ireo ny dikan'izany"
# tsy hahalala na dia mandre aza
" na dia mandre aza izy ireo, dia tsy haazo." Ity dia teny nalaina tamin'Isaia mpaminany. DH: "na dia mandre fampianarana aza izy ireo, dia tsy hatakatra ny marina"