plt_tn/luk/08/07.md

468 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy namita niteny ny fanoharany tamin'ny vahoaka.

nangeja izany

nalain'ny tsilon'ilay zava-maniry avokoa ny otrikaina, rano, sy masoandro ka tsy afaka nitombo tsara ny zava-manirin'ilay mpamboly.

izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino

Ireo dika azo atao: 1) "ny rehetra" satria ny rehetra dia manan-tsofina. na 2) "na iza na iza manana fahaizana manakatra" izay maneho ireo izay vonona hihaino an'Andriamanitra.