# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy namita niteny ny fanoharany tamin'ny vahoaka. # nangeja izany nalain'ny tsilon'ilay zava-maniry avokoa ny otrikaina, rano, sy masoandro ka tsy afaka nitombo tsara ny zava-manirin'ilay mpamboly. # izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino Ireo dika azo atao: 1) "ny rehetra" satria ny rehetra dia manan-tsofina. na 2) "na iza na iza manana fahaizana manakatra" izay maneho ireo izay vonona hihaino an'Andriamanitra.