plt_tn/luk/07/41.md

364 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mba hanamafisana izay ho lazainy an'i Simona ilay Fariseo, dia nanao tantara taminy Jesosy.

diman-jato denaria

"karama 500 andro."

dimam-polo

"karama folo andro"

navelany izy roa lahy

"navelany ny trosan'izy ireo" na ''nofafany ny trosan'izy ireo"

heveriko

Simona dia malina tamin'ny valin-teniny. DH: "mety"