# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mba hanamafisana izay ho lazainy an'i Simona ilay Fariseo, dia nanao tantara taminy Jesosy. # diman-jato denaria "karama 500 andro." # dimam-polo "karama folo andro" # navelany izy roa lahy "navelany ny trosan'izy ireo" na ''nofafany ny trosan'izy ireo" # heveriko Simona dia malina tamin'ny valin-teniny. DH: "mety"