plt_tn/luk/07/39.md

452 B

nieritreritra, nanao hoe

"niteny tamin'ny tenany"

Raha mpaminany io lehilahy io, dia tokony ho fantany ... mpanota

Ireo Fariseo dia nieritreritra fa tsy mpamiany Jesosy satria navelany hikasika Azy ilay vehivavy mpanota. DH: "Raha jerena dia tsy mpaminany Jesosy, satria ny mpaminany dia tokony hahalala fa mpanota io vehivavy mikasika Azy io."

Simona

Ity no anaran'ilay Fariseo izay nanasa an'i Jesosy tao an-tranony. Tsy Simona Petera io.