# nieritreritra, nanao hoe "niteny tamin'ny tenany" # Raha mpaminany io lehilahy io, dia tokony ho fantany ... mpanota Ireo Fariseo dia nieritreritra fa tsy mpamiany Jesosy satria navelany hikasika Azy ilay vehivavy mpanota. DH: "Raha jerena dia tsy mpaminany Jesosy, satria ny mpaminany dia tokony hahalala fa mpanota io vehivavy mikasika Azy io." # Simona Ity no anaran'ilay Fariseo izay nanasa an'i Jesosy tao an-tranony. Tsy Simona Petera io.