plt_tn/luk/07/33.md

20 lines
703 B
Markdown

# tsy nihinana mmofo
Ireo dika azo atao: 1) ''mifady hanina matetika" na 2) "tsy mihinana sakafo tsotra."
# hoy ianareo hoe: 'misy demonia izy.'
Jesosy namerina nilaza izay nolazain'ny olona momban'i Jaona. DH: "milaza ianareo fa misy demonia izy" na ''ampangainareo ho misy demonia izy"
# Ny Zanak'Olona
Jesosy nanantena ny olona hahazo fa ny tenany ihany no lazain'i Jesosy. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona"
# hoy ianareo hoe: 'jereo, ... mpanota!"
Jesosy nilaza izay nolazain'ny olona momba Azy amin'ny maha-Zanak'Olona Azy. DH: "Izaho dia lazainareo fa lehilahy tenda-kanina sy mpisotro, naman'ny mpamory hetra sy ireo mpanota!"
# olona tenda-kanina
olona izay mihinan-kanina be loatra foana