# tsy nihinana mmofo Ireo dika azo atao: 1) ''mifady hanina matetika" na 2) "tsy mihinana sakafo tsotra." # hoy ianareo hoe: 'misy demonia izy.' Jesosy namerina nilaza izay nolazain'ny olona momban'i Jaona. DH: "milaza ianareo fa misy demonia izy" na ''ampangainareo ho misy demonia izy" # Ny Zanak'Olona Jesosy nanantena ny olona hahazo fa ny tenany ihany no lazain'i Jesosy. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona" # hoy ianareo hoe: 'jereo, ... mpanota!" Jesosy nilaza izay nolazain'ny olona momba Azy amin'ny maha-Zanak'Olona Azy. DH: "Izaho dia lazainareo fa lehilahy tenda-kanina sy mpisotro, naman'ny mpamory hetra sy ireo mpanota!" # olona tenda-kanina olona izay mihinan-kanina be loatra foana