plt_tn/luk/07/21.md

686 B

Tamin'izany ora izany

"tamin'izany fotoana izany"

tamin'ny fanahy ratsy

DH: "nanasitrana azy ireo tamin'ny fanahy ratsy Izy" na "nanafaka olona tamin'ny fanahy ratsy Izy"

niteny tamin'izy ireo

"niteny tamin'ireo mpitondra hafatr'i Jaona" na '''niteny tamin'ireo mpitondra hafatra izay nirahan' i Jaona"

tatero amin'i Jaona

"teneno amin'i Jaona"

ny olona anatin'ny tsy fahampiana

''olona mahantra"

Sambatra ny olona izay tsy mitsahatry ny mino Ahy nohon'ny ataoko

DH: "Andriamanitra dia hitahy ny olona izay tsy mitsahatry ny mino Ahy nohon'ny ataoko"

ny olona

"ny rehetra" na "na iza na iza."

tsy mitsahatra

"manohy"

mino Ahy

"mahatoky Ahy tanteraka"