# Tamin'izany ora izany "tamin'izany fotoana izany" # tamin'ny fanahy ratsy DH: "nanasitrana azy ireo tamin'ny fanahy ratsy Izy" na "nanafaka olona tamin'ny fanahy ratsy Izy" # niteny tamin'izy ireo "niteny tamin'ireo mpitondra hafatr'i Jaona" na '''niteny tamin'ireo mpitondra hafatra izay nirahan' i Jaona" # tatero amin'i Jaona "teneno amin'i Jaona" # ny olona anatin'ny tsy fahampiana ''olona mahantra" # Sambatra ny olona izay tsy mitsahatry ny mino Ahy nohon'ny ataoko DH: "Andriamanitra dia hitahy ny olona izay tsy mitsahatry ny mino Ahy nohon'ny ataoko" # ny olona "ny rehetra" na "na iza na iza." # tsy mitsahatra "manohy" # mino Ahy "mahatoky Ahy tanteraka"