plt_tn/luk/07/11.md

976 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy nandeha tany amin'ny tanànan'i Naina, izay nanasitranany lehilahy izay efa maty.

Naina

anaran-tanàna

indro, nisy lehilahy iray efa maty

Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny fampidirana an'ilay lehilahy efa maty ao amin'ny tantara. DH: "nisy lehilahy iray efa maty izay"

nisy lehilahy iray efa maty nentina nivoaka

DH: "Nisy olona nitondra lehilahy efa maty nivoaka ny tanàna"

zanaka lahy tokan'ny reniny (izay mpitondratena)

"Izy dia zanaka lahy tokan'ny reniny, ary mpitondratena izy." Ity dia fampahafantarana ny momba ilay lehilahy efa maty sy ny reniny.

mpitondratena

vehivavy izay efa maty vady

onena tanteraka azy

"nalahelo mafy azy"

niakatra Izy

"nandroso Izy" na "nanatona ilay lehilahy efa maty Izy"

miteny aminao Aho

Jesosy miteny ity mba hanamafisana ny fahefany. DH: "Enoy Aho!"

ilay maty

Tsy maty intsony ilay lehilahy; fa efa velona. DH: "ilay lehilahy izay maty teo"