# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy nandeha tany amin'ny tanànan'i Naina, izay nanasitranany lehilahy izay efa maty. # Naina anaran-tanàna # indro, nisy lehilahy iray efa maty Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny fampidirana an'ilay lehilahy efa maty ao amin'ny tantara. DH: "nisy lehilahy iray efa maty izay" # nisy lehilahy iray efa maty nentina nivoaka DH: "Nisy olona nitondra lehilahy efa maty nivoaka ny tanàna" # zanaka lahy tokan'ny reniny (izay mpitondratena) "Izy dia zanaka lahy tokan'ny reniny, ary mpitondratena izy." Ity dia fampahafantarana ny momba ilay lehilahy efa maty sy ny reniny. # mpitondratena vehivavy izay efa maty vady # onena tanteraka azy "nalahelo mafy azy" # niakatra Izy "nandroso Izy" na "nanatona ilay lehilahy efa maty Izy" # miteny aminao Aho Jesosy miteny ity mba hanamafisana ny fahefany. DH: "Enoy Aho!" # ilay maty Tsy maty intsony ilay lehilahy; fa efa velona. DH: "ilay lehilahy izay maty teo"