plt_tn/luk/07/01.md

442 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy miditra ao Kapernaomy izay hanasitranan'i Jesosy mpanompon'ny kapiteny.

teo anatrehan'ny vahoaka

Ny fomba fiteny hoe "teo anatrehana" dia manamafy fa nila azy ireo handre izay nolazainy Jesosy. DH: "tamin'ireo olona izay nihaino Azy" na "tamin'ireo olona izay nanatrika teo" na "mba hihainoan'ireo olona Azy"

niditra tao Kapernaomy Izy

Ity dia manomboka tranga vaovao ao amin'ny tantara.