# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy miditra ao Kapernaomy izay hanasitranan'i Jesosy mpanompon'ny kapiteny. # teo anatrehan'ny vahoaka Ny fomba fiteny hoe "teo anatrehana" dia manamafy fa nila azy ireo handre izay nolazainy Jesosy. DH: "tamin'ireo olona izay nihaino Azy" na "tamin'ireo olona izay nanatrika teo" na "mba hihainoan'ireo olona Azy" # niditra tao Kapernaomy Izy Ity dia manomboka tranga vaovao ao amin'ny tantara.