plt_tn/luk/06/49.md

28 lines
710 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy mampitaha ny olona izay mandre kanefa tsy mankatoa ny fampianarany tamin'ny lehilahy iray izany nanorina trano tsy nisy fototra ka hianjera amin'ny tondra-drano izany.
# Fa ny olona
Ny "fa" dia mampiseho ny fahasamihafana tamin'ilay olona teo aloha izay nanorina niaraka tamin'ny fototra.
# eo ambony tany ka tsy manisy fototra
Ny kolontsaina sasany dia mety tsy mahalala fa ny trano misy fototra dia mafy kokoa. DH: "Fa tsy nandavaka izy ary tsy nanao fototra aloha"
# fototra
''tohana mafy''
# rano be
"rano mandeha be" na ''renirano''
# nandriaka manohitra
"nianjera manohitra"
# rava tanteraka izany trano izany
"simba tanteraka izany trano izany"