plt_tn/luk/06/49.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy mampitaha ny olona izay mandre kanefa tsy mankatoa ny fampianarany tamin'ny lehilahy iray izany nanorina trano tsy nisy fototra ka hianjera amin'ny tondra-drano izany.

Fa ny olona

Ny "fa" dia mampiseho ny fahasamihafana tamin'ilay olona teo aloha izay nanorina niaraka tamin'ny fototra.

eo ambony tany ka tsy manisy fototra

Ny kolontsaina sasany dia mety tsy mahalala fa ny trano misy fototra dia mafy kokoa. DH: "Fa tsy nandavaka izy ary tsy nanao fototra aloha"

fototra

''tohana mafy''

rano be

"rano mandeha be" na ''renirano''

nandriaka manohitra

"nianjera manohitra"

rava tanteraka izany trano izany

"simba tanteraka izany trano izany"