plt_tn/luk/06/26.md

250 B

loza ho anareo

"hanaintaina mafy aminareo izany" na "halahelo be ianareo"

ny olona rehetra

"ny tsirairay"

mitovy amin'izany ny nataon'ny razan'izy ireo tamin'ireo mpaminany sandoka.

"niteny tsara momba ireo mpaminany sandoka koa izy ireo"