# loza ho anareo "hanaintaina mafy aminareo izany" na "halahelo be ianareo" # ny olona rehetra "ny tsirairay" # mitovy amin'izany ny nataon'ny razan'izy ireo tamin'ireo mpaminany sandoka. "niteny tsara momba ireo mpaminany sandoka koa izy ireo"