plt_tn/luk/06/24.md

653 B

loza ho anareo

"hanaintaina mafy aminareo izany." Ity fehezanteny ity dia naverina in-telo. Ity dia mifanohitra amin'ilay hoe "sambatra ianareo." Isakin'ny miverina izany, dia manondro fa ny hatezeran'Andriamanitra dia mivantana amin'ny olona, na misy zavatra ratsy miandry azy ireo.

loza ho anareo izay manan-karena

"hanaintaina mafy aminareo izay manan-karena izany" na "ho avy aminareo izay manan-karena ny korontana"

ny mahafa-po anareo

"izay nahafa-po anareo" na "izay nahafalifaly anareo"

izay voky ankehitriny

"izay feno ny kibony ankehitriny" na "izay mihinam-be ankehirtiny"

izay mihomehy ankehitriny

"izay faly ankehitriny"