plt_tn/luk/06/24.md

20 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# loza ho anareo
"hanaintaina mafy aminareo izany." Ity fehezanteny ity dia naverina in-telo. Ity dia mifanohitra amin'ilay hoe "sambatra ianareo." Isakin'ny miverina izany, dia manondro fa ny hatezeran'Andriamanitra dia mivantana amin'ny olona, na misy zavatra ratsy miandry azy ireo.
# loza ho anareo izay manan-karena
"hanaintaina mafy aminareo izay manan-karena izany" na "ho avy aminareo izay manan-karena ny korontana"
# ny mahafa-po anareo
"izay nahafa-po anareo" na "izay nahafalifaly anareo"
# izay voky ankehitriny
"izay feno ny kibony ankehitriny" na "izay mihinam-be ankehirtiny"
# izay mihomehy ankehitriny
"izay faly ankehitriny"