plt_tn/luk/05/29.md

1004 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Teo am-pisakafoana, dia niresaka tamin'ireo Fariseo sy mpanora-dalàna Jesosy.

tao an-tranony

"tao an-tranon'i Levy"

tamin'ireo mpianany

"mpianatr'i Jesosy"

Nahoana ianao no mihinana ... olona mpanota hafa?

Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna nametraka ity fanontaniana ity mba hilazana ny tsy fankasitrahan'izy ireo ny fiarahan'ireo mpianatr'i Jesosy misakafo miaraka amin'ny mpanota. DH: "Tsy tokony hihinana miaraka amin'ny mpanota ianareo!"

mihinana sy misotro miaraka amin' ... olona mpanota

Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna dia nino fa ny olona mpivavaka dia tokony hanasaraka ny tenan'izy ireo amin'ny olona izay raisin'izy ireo ho mpanota.

ireo marary ihany

DH: "Ireo izay marary ihany no mila dokotera"

olo-marina

Ny olona sasany dia mieritreritra fa marina. Jesosy naneho azy ireo tamin'ny fomba noeritreretin'izy ireo momba azy ireo na dia fantatr'i Jesosy aza fa tsy marina izy ireo. DH: "Ny olona izay mieritreritra fa marina izy ireo"