# Fampifandraisana ny foto-kevitra Teo am-pisakafoana, dia niresaka tamin'ireo Fariseo sy mpanora-dalàna Jesosy. # tao an-tranony "tao an-tranon'i Levy" # tamin'ireo mpianany "mpianatr'i Jesosy" # Nahoana ianao no mihinana ... olona mpanota hafa? Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna nametraka ity fanontaniana ity mba hilazana ny tsy fankasitrahan'izy ireo ny fiarahan'ireo mpianatr'i Jesosy misakafo miaraka amin'ny mpanota. DH: "Tsy tokony hihinana miaraka amin'ny mpanota ianareo!" # mihinana sy misotro miaraka amin' ... olona mpanota Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna dia nino fa ny olona mpivavaka dia tokony hanasaraka ny tenan'izy ireo amin'ny olona izay raisin'izy ireo ho mpanota. # ireo marary ihany DH: "Ireo izay marary ihany no mila dokotera" # olo-marina Ny olona sasany dia mieritreritra fa marina. Jesosy naneho azy ireo tamin'ny fomba noeritreretin'izy ireo momba azy ireo na dia fantatr'i Jesosy aza fa tsy marina izy ireo. DH: "Ny olona izay mieritreritra fa marina izy ireo"