plt_tn/luk/05/08.md

12 lines
499 B
Markdown

# niankohoka teo an-togotr'i Jesosy
DH: "niankohoka teo anatrehan'i Jesosy." Tsy nianjera tsy nahy Petera. Nanao izany izy ho mariky ny fanetre-tena sy fanajana an'i Jesosy.
# mpiara-miasa amin'i Simona
"mpiara-miasa amin'i Simona amin'ny fivarotana trondro
# hanarato olona ianao
Ny sary fanjonoana trondro dia nampiasaina ho sariteny amin'ny fanangonana olona mba hanaraka an'i Kristy. DH: "hanjono olona ianareo" na "hanangona olona ho Ahy ianareo" na "hitondra olona ho mpianatro ianareo"