plt_tn/luk/05/08.md

499 B

niankohoka teo an-togotr'i Jesosy

DH: "niankohoka teo anatrehan'i Jesosy." Tsy nianjera tsy nahy Petera. Nanao izany izy ho mariky ny fanetre-tena sy fanajana an'i Jesosy.

mpiara-miasa amin'i Simona

"mpiara-miasa amin'i Simona amin'ny fivarotana trondro

hanarato olona ianao

Ny sary fanjonoana trondro dia nampiasaina ho sariteny amin'ny fanangonana olona mba hanaraka an'i Kristy. DH: "hanjono olona ianareo" na "hanangona olona ho Ahy ianareo" na "hitondra olona ho mpianatro ianareo"