plt_tn/luk/05/04.md

431 B

Rehefa nitsahatra niteny Izy

"Rehefa avy nampianatra ny olona Jesosy"

nohon'ny teninao

"satria nasainao nataoko izao"

nanao fihetsika

Lavitra loatry ny moron-drano izay ireo raha hiantso ka nanao fihetsika, mety hoe nanofanofa ny tanan'iy ireo

nanomboka nilentika izy ireo

"nanomboka nilentika ilay sambo." Afaka lazaina mazava tsara ny anton'izany. DH: "nanomboka nilentika ny sambo satria navesatra ireo trondro"