# Rehefa nitsahatra niteny Izy "Rehefa avy nampianatra ny olona Jesosy" # nohon'ny teninao "satria nasainao nataoko izao" # nanao fihetsika Lavitra loatry ny moron-drano izay ireo raha hiantso ka nanao fihetsika, mety hoe nanofanofa ny tanan'iy ireo # nanomboka nilentika izy ireo "nanomboka nilentika ilay sambo." Afaka lazaina mazava tsara ny anton'izany. DH: "nanomboka nilentika ny sambo satria navesatra ireo trondro"