plt_tn/luk/04/35.md

16 lines
593 B
Markdown

# mialà ao aminy
Nibaiko ilay demonia Izy mba tsy hanjaka ilay lehilahy intsony. DH: "avelao izy' na "aza mitoetra ao amin'io lehilahy io intsony"
# Fa teny toy ny ahoana re izany?
Ny olona dia naneho ny fahatairan'izy ireo fa nanana fahefana handroaka demonia hiala amin'ny olona Jesosy. DH: "teny mahagaga izany" na "mahagaga ny teniny!"
# Baikony amin'ny fahefana sy hery ny fanahy maloto
"Manana fahefana sy hery handroaka fanahy maloto Izy"
# nanomboka niely ny lazany
"nanomboka niparitaka ny tatitra momban'i Jesosy" na "nanomboka naparitaky ny olona ny vaovao momban'i Jesosy"