plt_tn/luk/04/35.md

593 B

mialà ao aminy

Nibaiko ilay demonia Izy mba tsy hanjaka ilay lehilahy intsony. DH: "avelao izy' na "aza mitoetra ao amin'io lehilahy io intsony"

Fa teny toy ny ahoana re izany?

Ny olona dia naneho ny fahatairan'izy ireo fa nanana fahefana handroaka demonia hiala amin'ny olona Jesosy. DH: "teny mahagaga izany" na "mahagaga ny teniny!"

Baikony amin'ny fahefana sy hery ny fanahy maloto

"Manana fahefana sy hery handroaka fanahy maloto Izy"

nanomboka niely ny lazany

"nanomboka niparitaka ny tatitra momban'i Jesosy" na "nanomboka naparitaky ny olona ny vaovao momban'i Jesosy"