plt_tn/luk/04/01.md

24 lines
753 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny devoly mihaona amin'i Jesosy mba haka fanahy Azy hanota rehefa avy mifady hanina mandritry ny 40 andro Jesosy.
# Avy eo Jesosy
Ity dia maneho ny taorian'ny nanaovan'i Jaona batisa an'i Jesosy DH: "Rehefa vita batisa Jesosy"
# nentin'ny Fanahy Masina
DH: "notarihan'ny Fanahy Izy"
# nakana fanahy Azy nandritry ny efapolo andro
Ireo dikanteny sasany dia milaza fa nandritr'ilay efapolo andro Jesosy no nalaina fanahy. Ny Baiboly hafa mba hampazava izany tsara dia manao hoe: "Rehefa tany Izy, dia naka fanahy Azy ny devoly"
# nakan'ny devoly fanahy Azy
"naka fanahy Azy ny devoly mba tsy hankàtoa an'Andriamanitra Izy."
# tsy nihinana na inona na inona Izy
Ny teny hoe "Izy" eto dia maneho an'i Jesosy.