plt_tn/luk/04/01.md

753 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny devoly mihaona amin'i Jesosy mba haka fanahy Azy hanota rehefa avy mifady hanina mandritry ny 40 andro Jesosy.

Avy eo Jesosy

Ity dia maneho ny taorian'ny nanaovan'i Jaona batisa an'i Jesosy DH: "Rehefa vita batisa Jesosy"

nentin'ny Fanahy Masina

DH: "notarihan'ny Fanahy Izy"

nakana fanahy Azy nandritry ny efapolo andro

Ireo dikanteny sasany dia milaza fa nandritr'ilay efapolo andro Jesosy no nalaina fanahy. Ny Baiboly hafa mba hampazava izany tsara dia manao hoe: "Rehefa tany Izy, dia naka fanahy Azy ny devoly"

nakan'ny devoly fanahy Azy

"naka fanahy Azy ny devoly mba tsy hankàtoa an'Andriamanitra Izy."

tsy nihinana na inona na inona Izy

Ny teny hoe "Izy" eto dia maneho an'i Jesosy.