plt_tn/luk/03/03.md

8 lines
432 B
Markdown

# nitory ny batisan'ny fibebahana
Ny teny hoe "batisa" sy "fibebahana" dia azo lazaina hoe hetsika. DH: "ary nitory Izy fa ny olona dia tokony atao batisa mba hampisehoana fa nibebaka izy ireo"
# ho famelana ireo heloka
Ny teny hoe "famelana" dia azo lazaina hoe hetsika. DH: "mba ho voavela ny helok'izy ireo" na hoe "mba ho avelan'Andriamanitra ny helok'izy ireo." Hibebaka izy ireo mba hamela ny helok'izy ireo Andriamanitra.