plt_tn/luk/03/03.md

432 B

nitory ny batisan'ny fibebahana

Ny teny hoe "batisa" sy "fibebahana" dia azo lazaina hoe hetsika. DH: "ary nitory Izy fa ny olona dia tokony atao batisa mba hampisehoana fa nibebaka izy ireo"

ho famelana ireo heloka

Ny teny hoe "famelana" dia azo lazaina hoe hetsika. DH: "mba ho voavela ny helok'izy ireo" na hoe "mba ho avelan'Andriamanitra ny helok'izy ireo." Hibebaka izy ireo mba hamela ny helok'izy ireo Andriamanitra.