plt_tn/luk/02/36.md

1.1 KiB

Nisy mpaminany vavy antsoina hoe Ana teo

Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.

Fanoela

ny "Fanoela" dia ilay anarana lehilahy iray

taorian'ny naha-virjiny azy

"taorian'ny nanambadiany azy"

mpitondra tena nandritry ny efatra amby valopolo taona

Ireo dikateny azo atao: 1) izy dia mpitondra tena nandritry ny 84 taona na hoe 2) izy dia mpitondra tena ary 84 taona izy amin'izao.

tsy nandao ny tempoly mihintsy

Ity dia mety fanatomboana resaka fotsiny izay midika fa nitoetra matetika tao an-tempoly izy ka lasa ohatran'ny hoe tsy nivoaka tao mihintsy izy. DH: "tao an-tempoly foana" na hoe "tao an-tempoly matetika"

tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka

"tamin'ny alalan'ny fifadian-tsakafo tamin'ny fotoana maro sy tamin'ny alalan'ny fanolorana vavaka maro"

nanatona akaiky azy ireo

"nanakaiky azy ireo" na "nankany amin'i Maria sy Josefa"

ny fanavotana an'i Jerosalema

Eto ny teny hoe "fanavotana" dia nampiasaina hanehoana ilay olona izay hanao izany. DH: "ilay iray izay hanavotra an'i Jerosalema" na "ilay olona izay hitondra ny tso-dranon'Andriamanitra sy hamerina ny sitraka ho an'i Jerosalema.