plt_tn/luk/02/30.md

713 B

ny masoko nahita

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "ny tenako no nahita" na hoe "izaho, mihintsy, no nahita"

ny famonjenao

Ity fomba fiteny ity dia maneho ilay olona izay hitondra ny famonjena_ Jesosy zazakely_ izay notrotroin'i Simeona. DH: "ilay mpamonjy izay nirahinao" na "ilay iray nirahinao hamonjy"

nomanina

"natao hitranga"

fahazavana

Ity sariteny ity dia midika fa ilay zaza dia hanampy ny olona hahita sy hahazo ny fomba mitovy hanampian'ny hazavana ny olona hahita akaiky.

ho fanambarana

Mety ilaina ny mametraka izay ho ambara. DH: "izay hanambara ny fahamarinan'Andriamanitra"

voninahitra ho an'Israely olonao

"izy no ho antony atongavan'ny voninahitra amin'Israely olonao"