# ny masoko nahita Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "ny tenako no nahita" na hoe "izaho, mihintsy, no nahita" # ny famonjenao Ity fomba fiteny ity dia maneho ilay olona izay hitondra ny famonjena_ Jesosy zazakely_ izay notrotroin'i Simeona. DH: "ilay mpamonjy izay nirahinao" na "ilay iray nirahinao hamonjy" # nomanina "natao hitranga" # fahazavana Ity sariteny ity dia midika fa ilay zaza dia hanampy ny olona hahita sy hahazo ny fomba mitovy hanampian'ny hazavana ny olona hahita akaiky. # ho fanambarana Mety ilaina ny mametraka izay ho ambara. DH: "izay hanambara ny fahamarinan'Andriamanitra" # voninahitra ho an'Israely olonao "izy no ho antony atongavan'ny voninahitra amin'Israely olonao"