plt_tn/luk/02/17.md

16 lines
508 B
Markdown

# izay nolazaina azy ireo
DH: "izay nolazain'ny anjely tamin'ireo mpiandry ondry"
# nitahiry ireny tao am-pony
ny tahiry dia zavatra tena manan-danja na sarobidy. Maria nandray ho tena sarobidy ireo zavatra nolazaina taminy momban'ny zanany lahy. DH: "nitadidy tsara ireny" na "nitadidy ireny am-pifaliana"
# niverina
"niverina tany amin'ny toerana fiandrasan'ondry"
# nanome voninahitra sy nankalaza an' Andriamanitra
Mitovitovy ireo ary manamafy ny hafalian'izy ireo tamin'izay vitan'Andriamanitra.