# izay nolazaina azy ireo DH: "izay nolazain'ny anjely tamin'ireo mpiandry ondry" # nitahiry ireny tao am-pony ny tahiry dia zavatra tena manan-danja na sarobidy. Maria nandray ho tena sarobidy ireo zavatra nolazaina taminy momban'ny zanany lahy. DH: "nitadidy tsara ireny" na "nitadidy ireny am-pifaliana" # niverina "niverina tany amin'ny toerana fiandrasan'ondry" # nanome voninahitra sy nankalaza an' Andriamanitra Mitovitovy ireo ary manamafy ny hafalian'izy ireo tamin'izay vitan'Andriamanitra.