plt_tn/luk/01/54.md

20 lines
729 B
Markdown

# Nanome fanampiana Izy
"Nanampy ny Tompo"
# Israely mpanompony
Raha manafangaro ity amin'ilay lehilahy atsoina hoe Israely ny mpamaky, dia afaka adika hoe "mpanompony, ilay firenen'Israely" izany na hoe "Israely, mpanompony."
# hahatsiarovana
Tsy afaka manadino Andriamanitra. Rehefa "mahatsiahy" Andriamanitra, dia fomba fiteny izany izay midika fa miasa eo amin'ny fampanantenany teo aloha Andriamanitra.
# araka ny nolazainy tamin'ireo raintsika
"araka izay nampanantenainy ireo razambentsika no hataony." Io fehezanteny io dia manome fampahalalana fototra momban'ny fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama. DH: "satria nampanantena ireo razambentsika Izy fa hamindra fo"
# ny taranany
"ny taranak'i Abrahama"