plt_tn/luk/01/54.md

729 B

Nanome fanampiana Izy

"Nanampy ny Tompo"

Israely mpanompony

Raha manafangaro ity amin'ilay lehilahy atsoina hoe Israely ny mpamaky, dia afaka adika hoe "mpanompony, ilay firenen'Israely" izany na hoe "Israely, mpanompony."

hahatsiarovana

Tsy afaka manadino Andriamanitra. Rehefa "mahatsiahy" Andriamanitra, dia fomba fiteny izany izay midika fa miasa eo amin'ny fampanantenany teo aloha Andriamanitra.

araka ny nolazainy tamin'ireo raintsika

"araka izay nampanantenainy ireo razambentsika no hataony." Io fehezanteny io dia manome fampahalalana fototra momban'ny fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama. DH: "satria nampanantena ireo razambentsika Izy fa hamindra fo"

ny taranany

"ny taranak'i Abrahama"