plt_tn/luk/01/39.md

690 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Maria nandeha nitsidika an'i Elizabeta havany izay andala-piterahana an'i Jaona .

niainga

Ity fomba fiteny ity dia tsy midika fotsimy hoe nitsangana izy, fa koa "vonona." DH: "nanomboka" na "vonona"

tany avo

''toerana avo" na "ny ampahan'ny tendrombohitr' Israely"

Nandeha izy

Izany dia midika fa vitan'i Maria mialohan'ny nandehanany tany amin'ny tranon'i Zakaria ny diany. Izany dia afaka atao mazava tsara. DH: "Rehefa tonga izy, dia nandeha"

ary izao no nitranga

Ity fehezanteny dia ampiasaina hanamarihana tranga vaovao ao amin'ity fizaran'ny tantara ity.

tao an-kibony

"tao an-kibon'i Elizabeta"

nibitaka

"nietsika tampoka"