plt_tn/luk/01/11.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Rehefa nanao ny asany tao amin'ny tempoly Zakaria, dia nisy anjely avy amin'Andriamanitra tonga hilaza hafatra aminy.
# Ary
Ity teny ity dia maneho ny fiantombohan'ny hetsika ao amin'ilay tantara.
# niseho taminy
"tonga tampoka teo aminy" na "teo tampoka niaraka tamin'i Zakaria." Izany dia maneho fa teo niaraka tamin'i Zakaria ny anjely, fa tsy fahitana fotsiny.
# Zakaria... dia nihorohoro... nilatsaka teo aminy ny tahotra
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'i Zakaria.
# rehefa nahita azy zakaria
"rehefa nahita ilay anjely i Zakaria." Ny loharanon'ilay tahotra dia ny endrik'ilay anjely izay tsy mahazatra. Zakaria dia tsy nanao zavatra diso.
# nilatsaka taminy ny tahotra
Ny tahotra dia nofaritana toy ny zavatra izay nanafika na nandresy an'i Zakaria
# aza matahotra
"aza matahotra ahy intsony" na "tsy mila matahotra ahy ianao"
# re ny vavakao
"ren'Andriamanitra ny fangatahanao." Ity manaraka ity dia takiana ary afaka ampiana: "ary hanome izany." Tsy ren'Andriamanitra fotsiny ny vavak'i Zakaria; fa handalam-panatanterahana izany koa Izy.
# hitoe-jazalahy aminao
"manan-janaka lahy aminao" na "miteraka ny zanakao lahy"