plt_tn/luk/01/11.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Rehefa nanao ny asany tao amin'ny tempoly Zakaria, dia nisy anjely avy amin'Andriamanitra tonga hilaza hafatra aminy.

Ary

Ity teny ity dia maneho ny fiantombohan'ny hetsika ao amin'ilay tantara.

niseho taminy

"tonga tampoka teo aminy" na "teo tampoka niaraka tamin'i Zakaria." Izany dia maneho fa teo niaraka tamin'i Zakaria ny anjely, fa tsy fahitana fotsiny.

Zakaria... dia nihorohoro... nilatsaka teo aminy ny tahotra

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'i Zakaria.

rehefa nahita azy zakaria

"rehefa nahita ilay anjely i Zakaria." Ny loharanon'ilay tahotra dia ny endrik'ilay anjely izay tsy mahazatra. Zakaria dia tsy nanao zavatra diso.

nilatsaka taminy ny tahotra

Ny tahotra dia nofaritana toy ny zavatra izay nanafika na nandresy an'i Zakaria

aza matahotra

"aza matahotra ahy intsony" na "tsy mila matahotra ahy ianao"

re ny vavakao

"ren'Andriamanitra ny fangatahanao." Ity manaraka ity dia takiana ary afaka ampiana: "ary hanome izany." Tsy ren'Andriamanitra fotsiny ny vavak'i Zakaria; fa handalam-panatanterahana izany koa Izy.

hitoe-jazalahy aminao

"manan-janaka lahy aminao" na "miteraka ny zanakao lahy"