plt_tn/lev/27/32.md

20 lines
727 B
Markdown

# na inona na inona mandalo eo ambany tsorakazon'ny mpiandry ondry
Io dia manondro ny fomba hanisan'izy ireo ny biby fimpiny. DH: "rehefa manisa ny biby fiompinao amin'ny alalan'ny fanaingana ny tsorakazon-ny fiambenanao sy manesyazy izay ho amin'ny sisiny ianao" na "rehefa manisa ireo biby fiompinao ianao"
# ny ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh
ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh - DH: "aoka ianao hanokana ny ny ampahafolon'izany ho an'i Yaveh"
# iray ampahafolo
ampahafolo* - "isaky ampolon'ny biby"
# dia samy masina avokoa na izany na ilay takalony
"ireo biby ireo "
# Tsy azo avotana izany
DH: "Tsy afaka manavotra izany izy" na "tsy afaka mamerina mividy izany izy"