plt_tn/lev/27/32.md

727 B

na inona na inona mandalo eo ambany tsorakazon'ny mpiandry ondry

Io dia manondro ny fomba hanisan'izy ireo ny biby fimpiny. DH: "rehefa manisa ny biby fiompinao amin'ny alalan'ny fanaingana ny tsorakazon-ny fiambenanao sy manesyazy izay ho amin'ny sisiny ianao" na "rehefa manisa ireo biby fiompinao ianao"

ny ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh

ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh - DH: "aoka ianao hanokana ny ny ampahafolon'izany ho an'i Yaveh"

iray ampahafolo

ampahafolo* - "isaky ampolon'ny biby"

dia samy masina avokoa na izany na ilay takalony

"ireo biby ireo "

Tsy azo avotana izany

DH: "Tsy afaka manavotra izany izy" na "tsy afaka mamerina mividy izany izy"