forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
285 B
Markdown
4 lines
285 B
Markdown
# tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tombam-bidiny ao amin'ny vidim-panavotan'izany izy
|
|
|
|
Ny "iray ampahadimy" dia amphany iray amin'ny dimy zaraina mitovy. DH: "aoka izy hizara dimy mitovy ny sandan'ny trano, ka hanampy ampahany iray amin'ireo izy ary hanefa izany rehetra izany"
|